Hiaraka isika (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN :
Matoa aho niteny
Dia mba manantena anao
Misy fitia te hiara_dia
Zay no mba faniriako akie
Efa reviko mihitsy
Lay handray ny tananao
Dia hiaraka isika (hiaraka isika)
Hiaraka hiampitae(hiaraka hiampita)

Matoa aho niteny
Dia mba manantena anao
Misy fitia te hiara_dia
Zay no mba faniriako akie
Efa reviko mihitsy
Lay handray ny tananao
Dia hiaraka isika (hiaraka isika)
Hiaraka hiampitae(hiaraka hiampita)

Ampio aho mba hiampita rano o!
Fa tampo _dalan_kaleha
Laizanao fa mamo aho
Nefa mitsotra ny marina
Mba ehh

Ny hiara _dia aminao mba tiako o
Tsy tsapanao ve ny fisiako o
Nofinofiko isanandro
Ny hiantso anao
Hoe fanambadiako o
Avelao aho mba hanambara ny ato am_poko
Zay tsy miloaka
Efa ela aho nitady tsy nisy risque
aho
Dia mba nisotro toaka
Tsy afeniko mihitsy
Fa ny sarinao zao no mameno ny
galerie
Dia isaka hariva aho
Mijery lay izy dia faly ery
Mampatsiahy ahy ilay actrice e
Fantatrao ve Maja Salvador ?
Avelao amin'izay aho
Mba hiantso anao hoe meu amor
Tsy mitata omeo kiss
Fa kosa anie tena mahatara anah
mahatara anah)
Saika hanao toka_tena aho
Tsy nahavoatohitra
Fakam_panahy (fakam_panahy)
Kamboko zany e!
Fa rehefa eo ianao
Dia manga ny lanitra (manga ny
lanitra)
Mampitapy ahy ny fofonao
Ilay fofonao zay manimanitra a!
Mpinamana isika
Dia tsoriko mihitsy
Fa izao aho vao sahy nikozy
Aza omenao tsiny aho
Fa androany aho no mba
dozidozy

REFRAIN :
Matoa aho niteny
Dia mba manantena anao
Misy fitia te hiara_dia
Zay no mba faniriako akie
Efa reviko mihitsy
Lay handray ny tananao
Dia hiaraka isika (hiaraka isika)
Hiaraka hiampitae(hiaraka
hiampita)

Matoa aho niteny
Dia mba manantena anao
Misy fitia te hiara_dia
Zay no mba faniriako akie
Efa reviko mihitsy
Lay handray ny tananao
Dia hiaraka isika (hiaraka isika)
Hiaraka hiampitae(hiaraka
hiampita)

Faniriako ny fonao (×2)
Asokasoka aza avela ihidy (aza avela ihidy (×3))
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 18/03/2023 02:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.457