Sambatra loatra.... (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa skihynaq nisy anao niharitra tamiko
Nahafoy ny fiainanao mba ho ahy
Malahelo aho na iray minitra aza tsy anilanao

Tena tia ahy ianao,mahatsindry fo
Izay rehetra miseho voatandrinao tokoa
Na fihetsika na fiteny mambabo avokoa

Ref:Fa sambatra loatra aho
      Fa manana anao,fa manana anao
      Fa sambatra loatra  ny mifankatia
   tononkira.serasera.org  miyimez   Fa sambatra loatra aho
      Fa manana anao,fa manana anao
   qzgoowko    Fa sambatra loatra  ny mahay miara-dia

Be ireo fankampanahy,mandrango mandraby ahy
Miserana mandalo imasoko
Nefa ianao no efa notiaviko

Andriamanitra irery no afaka mba hijery
hitsilo sy hiaro ny fiainako
Angatahiko izy ho ianao no mba ho anjarako

Ref:....

             Jeannot


    Commentaire:Hira milay be mihitsy io fa tena zara raha mandeha amin\\’ny radio.Tamin\\’ny 1997 no nahenoko an’izy io farany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JEANNOT
Hits : 4547
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/11/2004 08:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313