Fitia tsara voatra (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anaranao foana akia no tsy afaka ambavako
Ilay endrikao foana foana aky no anatin'ny masoko
Ireo zay rhkgkv rehetra natao be dia be zavatra tsy olqfsbne afoizako anao
Ianao no tiako tsy miova hatramin'izao
Fitia tsara voatra no andrandraiko amintsika
Sanatria tsy haitraitra fa teny avy am-po
Lalana nofinidy, Harena tsy voavidy
Ary ho fiaina manombok'izao

Na ho fisedrana mahamay ny toky tsy miova efa vitanay
Fiainam-pitia ho ahy sy anao
Ny teninao foana aki tononkira.serasera.org miraikitra am-poko
Izay rehetra rehetra momba anao dia
Tiako sady tsy foiko sao mba ilay olona iray no tia anao
Teo foana hatrizay ianao koa moa sahala amin'izay

Fiainam-pitia mrxvc ho ahy sy anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JEANNOTHits : 4228
Likes : 0 Like
Created by : Arsih
Date : 02/08/2015 08:43