Ny momban'ny Toaka (Ifanihy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)

Eeee e ia (ny momban'ny toaka e)
Eeee e ia (ny momban'ny toaka e)
hotsarovatsika eto ingahy Rasera
misotra tranainy sakaizam-bera
fatra-pigiaka tsy misy lera
tsy mba mifidy kolera
ao ny roma na ny labiera
na ranom-boalobokin'i moopera
vonona foana izy frera
tsy miala any posiny any ilay vera

Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny tononkira.serasera.org inon'izay (ny momban'ny toaka e)
Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)

Eeee e ia (ny momban'ny toaka e)
Eeee e ia (ny momban'ny toaka e)
Rasera zalahy dia olona tsara
tsy mba mitaditady bagara
rehefa mamo ubasntn izy tamin'ny bara
dia mody mamonjy ny farafara
izany izy matory taratara
fa mbola mitendritendry vnoo gitara
kotsan-dranomaso ny mosara
mahatsiaro ny lasa sy sady tantara

Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny mnkfhxb inon'izay (ny momban'ny toaka e)
Jijio kely razandry lahy jijio kely e
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)
ny inon'izay (ny momban'ny toaka e)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ifanihy
Hits : 3248
Likes : 0 Like
Created by : rawt
Date : 15/05/2014 10:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672