Error, artist not found.
Mangina (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina ny foko toa zary tsy mino
Fitiavana lalina sarotra adino
dkpsbt Rahoviana ny tany no lavi-tomany
Izao ve no lahatra sy ilay mba hany?
Jereko ny vorona tony dia tony
Izaho eto ambany tsy afaka intsony
Nankaiza ny andro fahiny ry any
Izao ve no sisa navelan’ny tany?
Refrain: Mangina mangina ny foko e!
iljcn Nahoana no dia mitoloko tononkira.serasera.org e!
Ndrao ho rava tanora izany amiko zany a!
Ny tiana indrisy efa dila e!
Fitiavana lahy mitanila e!
ikcs Ekena mangidy ary koa tena mamy a!
Tonony sy Feony: Ratiana Randria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tamboho GasyHits : 2445
Likes : 1 Like
Created by : randrianandrasana
Date : 24/04/2019 15:22
