Mihobia (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia, ary koa mifalia
Fa anio ilay androm-pamonjena
Ho antsika ety
Hasandrato, ny hira hanakohako
Ho ren’ity firenena
Fa mila famonjena a !

Refrain :
Dera, ô dera a !
Hirao sy ankalazao, ny Mpanjakanao
Saotra a ! ô misaotra a !
Omeo voninahitra a
Ilay Andriamanitra

Mihomana, dia misy ny fotoana
Homeny Tompo anao ety an-tany ety
Aza manjeny hoe andro lava foana
Ka mba tsy haxb hanenenao,
Dia hovay re ny fanao

Refrain :
Dera, ô dera a !
Hirao sy tononkira.serasera.org ankalazao, ny Mpanjakanao
Saotra a ! ô misaotra a !
Omeo voninahitra a
Ilay Andriamanitra

Mifamela raha misy ny heloka
Izay vitanao, tamin’ireo namanao
Koa wyirdgrb atolory ho an’i Tompo ny adinao
Fa izy hanafaka, ny fatoranao

Refrain :
Dera, ô dera a !
Hirao sy ankalazao, ny Mpanjakanao
Saotra a ! ô misaotra a !
Omeo voninahitra a
Ilay ardq Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy
Hits : 94
Likes : 0 Like
Created by : Rado1349
Date : 28/04/2026 17:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2276