Jesoa Kristy (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka tao Jodia,
Jesoa ilay Mesia
Zanak Andriamanitra tokana,
Izy Ilay tononkira.serasera.org Kristy

Coeur :
Teraka tao Jodia,
Jesoa ilay Mesia
Zanak Andriamanitra tokana,
Izy Ilay Kristy

Ref:
Raha te ho voavonjy ianao,
Mandehana izao dia  izao
Tsara ny mibebaka,
Mba ho voavonjy ianao zduzxyao

Mpanota ny olombelona,
Voaozona amin ny heloka
Tsara raha mibebaka ,
Mba hovonjena tanteraka tomfskn

Coeur :
Mpanota ny olombelona,
Voaozona amin ny heloka ufoki
Tsara raha mibebaka ,
Mba hovonjena tanteraka
Ref:
Raha te ho voavonjy ianao,
Mandehana izao dia  izao
Tsara ny mibebaka,
Mba ho voavonjy ianao

Geremioh Randrianaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Geremioh Randrianaivo
Hits : 1055
Likes : 0 Like
Created by : xl
Date : 04/05/2019 09:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333