Izaho manantena (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- mjfw Angamba ts'isy nanampo, mihintsy
Tsy nisy nanampo tokoa, hafa tsy olom-bitsy
Fa tao an-tranon'omby no, indrisy
Finidin'ny tsitoha, nihavian'ilay Jeso
(miverina in-2)

Ref : Fitiavana, fitiavana ambony loatra ry Tompo
No natolotrao ahy.
Nidina Ianao, nandao ny lanitra
Tena ho tontosa ny famonjena
Izao manantena
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
Ny fo, sy saina, fanahy, dia atolotro ho azy
Ravo ny foko, fa baboNy tokoa
Tena ho tontosa ny famonjena
Izao manantena.

2- Nanetri-tena be tokoa, ny Tompo
Nandao ny lapa tena soa, nifidy ny hanompo
Ka na dia izany aza ve moa? Tsy hinoako
Hanolorako pmcmbj ny fo ho anao ry ukbjpf Ilay Jeso.
(miverina in-2)

Ref : Fitiavana, fitiavana ambony loatra ry Tompo
No natolotrao tononkira.serasera.org ahy.
Nidina Ianao, nandao ny lanitra
Tena ho tontosa ny famonjena
Izao manantena
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
Ny fo, sy saina, fanahy, dia atolotro ho azy
Ravo ny foko, fa baboNy tokoa
Tena ho tontosa ny famonjena
Izao manantena. x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)
Hits : 271
Likes : 0 Like
Created by : Mahx03
Date : 27/10/2025 10:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287