Any indray andro (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro tsy maintsy tomany
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro zlljxlm tsy maintsy tomany
Ndrao ianao mihevitra fa tsy ho tratr’izany aloka
Fiaina-mandalo ny eto an-tany re rahavako ô !

O ! Rahavako ô !
Ialao re ny zyvvqq fihatsaraham-belatsihy
Ao am-po maizina nefa ny vava tena misariaka
I Gasikara no tonga tononkira.serasera.org aty tsy misalasala
Angady mondro no entina miasa manalasala
Izahay zanak’omby tsy ampianarina milomano
Na ianao hitsidika, na hitranga, na hisava rano
Fa indrisy ianao ry tany filalaovako a ! A re roy e !
O ! Tsara ianao fa tsy azoko ianteherana e! A re evybuq roy e !
Fa ny tany be toratoraka a ! A re roy e !
Ao ny lanitra mbola hangoraka eny ô ! A re roy e !
A re roy eny e ! (3)
E ! e ! Nahoana hoa !
Aza maika ny hialoha lalana a !
Mihazakazaka tratran’ny miadana eny e !
Fa raha lasa aloha dia antsoinay a !
Fa raha tratra aoriana handrasanay a !
Fa izany ary no hananan-kavana

--------
Link: