Ekeko (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tompo ô, ekeko ny hanaraka Anao
Na aiza toerana hitondranao ahy
Mahatoky aho fa tsy handao ahy Ianao
Fa hiara-dalana mandrakizay
Na gpukffrv mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf:
Satria Ianao Jesosy no nifidy ahy
Ka manosika ahy hanao ny asanao
Vonona rkewao aho ny hanompo Anao mandrakizay
Aina no fetra hanarahana Anao
2.
Tompo ô, ekeko izay lahatrao
Amin'ny androko rehetra ety
Ianao mahalala izay mahasoa ahy
Izaho tsy hanahy satria Ianao no miahy
Na mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf: Satria eobdz Ianao Jesosy.........
3.
Tompo ô, ekeko ny ho irakao
Mamiko loatra ny manompo Anao
Ho fahazavan'izao tontolo izao
Hitory hatrany ilay tononkira.serasera.org fitiavanao
Na mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf : Satria Ianao Jesosy..........
Chorale F.F.V
Tompo ô, ekeko ny hanaraka Anao
Na aiza toerana hitondranao ahy
Mahatoky aho fa tsy handao ahy Ianao
Fa hiara-dalana mandrakizay
Na gpukffrv mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf:
Satria Ianao Jesosy no nifidy ahy
Ka manosika ahy hanao ny asanao
Vonona rkewao aho ny hanompo Anao mandrakizay
Aina no fetra hanarahana Anao
2.
Tompo ô, ekeko izay lahatrao
Amin'ny androko rehetra ety
Ianao mahalala izay mahasoa ahy
Izaho tsy hanahy satria Ianao no miahy
Na mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf: Satria eobdz Ianao Jesosy.........
3.
Tompo ô, ekeko ny ho irakao
Mamiko loatra ny manompo Anao
Ho fahazavan'izao tontolo izao
Hitory hatrany ilay tononkira.serasera.org fitiavanao
Na mafy aza 'reo sedra ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Na ho sarotra na ho mora ny ety
Ekeko ry Jesosy be fitia
Réf : Satria Ianao Jesosy..........
Chorale F.F.V
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaHits : 252
Likes : 0 Like
Created by : Miie
Date : 04/11/2025 16:37
