MIANDRANDRA ANAO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaza ianao fa hoe handaoNdeha hanamboatra toerana ho ahy
Fa izay misy anao no hisy ahy koa
Ny fandresenao Tompo o fandreseko koa
Izay lalanao no lalako
Izay sitrakao no sitrako
Tompo o! miandrandra anao izahay
Sasamiandry, miandry Anao hatramin’izay
Manantena fa mbola ho avy
Mbola ho avy ilay andro iray
Izay misy Anao misy anay
Ho mandrakizay
Dia tohano mafy ny fanahiko
Tsy hangozohozo, mandrapihavinao
Ny teninao ho tanako
Ho jiro manazava ny lalako
Izay lalanao no lalako
Izay sitrakao no sitrako
Tompo o! miandrandra anao izahay
Sasamiandry, miandry Anao hatramin’izay
Manantena fa mbola ho avy
Mbola ho avy ilay andro iray
Izay misy Anao misy anay
Ho mandrakizay
--------------------------------------------
Tompo o! miandrandra anao izahay
Sasamiandry, miandry Anao hatramin’izay
Manantena fa mbola ho avy
Mbola ho avy ilay andro iray
Izay misy Anao misy anay
Ho mandrakizay
O!o!o!o!o!o!o!
Sasamiandry, miandry Anao hatramin’izay
Manantena fa mbola ho avy
Mbola ho avy ilay andro iray
Izay misy Anao misy anay
Ho mandrakizay
Manantena fa mbola ho avy
Mbola ho avy ilay andro iray
Izay misy Anao misy anay
Ho mandrakizay
O!o!o!o!o!o!o!
--------
Link: