Tsara ny Tompo (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa iza moa isika no tokony ho tiavina e
Nefa ny ataontsika aza anie tsy milamina e
Kanefa dia mbola nomeny andro hiainana ianao
Isanandro ny famindrampony ataony vaovao
Ny valin'ny ota anie fahafatesana e
Kanefa ianao velon'aina mahita masoandro ô ô
Zay favd lay fitiavana tsy hay refesina e
Ny rivotra iainana maimaimpoana isanandro
Satria izy tsara e e e!!!
Dia mikarakara e e e!!!
Tsara ny Tompo ô ô ô!!!
Omeko ny foko ô pdearaa ô ô!!!
Fa iza moa isika no mbola tsy ringana ktlb e
Mbola tsy nataony lany tamingana tononkira.serasera.org e
Nomeny 'lay zanany tiany nampijaliana ô
Jesosy nanaiky nijaly sy nampahoriana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 919
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:41