FANEVA FAHA 40 TAONA SAFIF AMBOHIPO (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Ny hafatra napetraky ny Tompo e
Dia ny hanohizanao ny asa e
Ny zàra fanompoana ho antsika e
Fitoriana Filazantsara ho@ hafa e

REF
Mazotoa fa aza malaina
Dieny mbola avelany miaina e
Aoka hafana fo amin fanompoana n'y Tompo, izay ré no tanjona e

2/ Aza manjehy ny andro lava e
Sao de mba hanenenao e
Dieny Mbol tsy tonga ny fotoana e
Hialanao ety ambony Tany

3/ Indro atolotray anio Jesoa e
Ny fo ny saina tena sy Fanahy e
Ny vola sy ny hareko omeko anao e
Koa raiso hanaovana ny asanao e
--------
Link:
Comments
Tolotriniavo11 ( 11/04/2024 08:21)
Hira faneva faha 40 taonan'ny SAFIF Ambohipo
Tolotriniavo11 ( 11/04/2024 08:22)
Hira faneva faha 40taonan'ny SAFIF Ambohipo
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 191
Likes : 1 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 11/04/2024 08:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732