Ampidiro aloha ny tenimiafina
Teko (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eh, vare manaradana tsy mijery aloha Ôtran magnanonano fôna,nde ho aiza mo
Ambory mafy fa te-izaha, reo tsy fanjariana misy
Enta-mavesatra ho anao ka elao, dieny zao
FIV: (Fa teko e)Lay Andriamanitra tompon'ny fiainana
(Teko e)Tsy mba mivadika na azondrà manahirana
(Teko e)Ny fonao fotsiny no atolory ho raisiNy
Dia Jesosy no erany
2-Eh raha mbola fitiavana nomen'ilay Daday (Nameny lay zanany lahy)
Dia nifantsehana ambony kakazo, nijalijaly takeo(nisolo antsika tsy nino ananjy)
Toeram-ponenana any ambony, ho vantaninao (efa vita fa miandry anao)
Mandray ny vonona sisa enao ka (minoa gedagedan'zao)
FIV: (Fa teko e)Lay Andriamanitra tompon'ny fiainana
(Teko e)Tsy mba mivadika na azondrà manahirana
(Teko e)Ny fonao fotsiny no atolory ho raisiNy
Dia Jesosy no erany
Aza manompo tompo roa
Ny raika amreo ne ka tsy mahavoa
Alay misafidy ny anakiray (JESOSY ZAY)
Nyadaladalana natao taloha
Ario @zay dia hovay ny fo
Ny famonjena efa vitany hoana sy ho anao
FIV: (Fa teko e)Lay Andriamanitra tompon'ny fiainana
(Teko e)Tsy mba mivadika na azondrà manahirana
(Teko e)Ny fonao fotsiny no atolory ho raisiNy
Dia Jesosy no erany
(Fa teko e)
A/C : Berova
Janoary 2025
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 160
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 14/06/2025 08:57
