Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifalia (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dia nitsangana
Oh nitsangana ilay Avo indrindra
Resy ny fahafatesana, ireo fijaliana
Tsisy nandaitra amin'I Jesoa
Mba ho fanavotana antsika Izy nanolo-tena (aaah) Niaritra mba ahazoantsika famonjena (eeeh)
Afaka, Afaka, Jesoa no namonjy antsika eh
Ref: Mifalia lrxug eh, miravoa eh
Fa avotra antsika eh
Ahetsiketseho ny tananao
Adoladolao eh ny lohanao
(solo) Ilay mpanavotra eh nitsangana eh (x2)
(trio) Mifalia ianao eh
Fa voavonjy ianao eh
Aza cbumekgo misalasala eh
Avoahy ny ao tononkira.serasera.org am-ponao
Fa Jesoa no nandresy eh
Nandresy ny fahafatesana oh oh oh
2. Amin'izao efa azontsika ny fandresena
Ka aza misalasala mirehareha
Asehoy ny maro
Ambarao fa isika afaka eh
Mba ho fanavotana antsika Izy nanolo-tena (aaah) Niaritra mba ahazoantsika famonjena lwpsnenw (eeeh)
Afaka, Afaka, Jesoa no namonjy antsika eh
Ref: Mifalia...
(interlude)
Avoahy ny hafalianao (eouah)
Avoahy ny hafalianao (eouah)
Fa tsara ny midera (eouah)
Tsara ny midera (eouah)
Araraoty aro (eouah)
(trio) Dieny mbola tsy tara
Ref :

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ArianeHits : 3181
Likes : 1 Like
Created by : Solomona17
Date : 16/02/2024 08:48