MANIRAKA ANAREO AHO (Re) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Maniraka anareo aho : tonga ity ny fotoana
Mitsangana ka mandehana !
Ny vokatra maro ô! Fa ny mpijinja no vitsy e!
Angataho àry ny Tompom-bokatra
Haniraka mpiasa amin’ny sahany
Mitsangana e! Mirosoa amin’ny lalina hatrany!
Alatsaho àry ny haratonareo, hahazoana hazandrano

Sikino ny lamba, fehezo ny kappa
Aza be fwnpu ahiahy fa ny Tompo no hiahy llncse sy hanampy anareo
Tafio ny fitiavana, iakanjoy ny finoana
Mahereza vrpfuuur re Razandry, mahereza re Razoky

Alatsaho àry ny tononkira.serasera.org haratonareo, hahazoana hazandrano
Sikino ny lamba, fehezo ny kappa
Aza be ahiahy fa ny Tompo no hiahy sy hanampy anareo
Tafio ny fitiavana, iakanjoy ny finoana
Mahereza re Razandry, mahereza re Razoky

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 538
Likes : 0 Like
Created by : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:34