Avia Jesosy o! (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Jesosy
Fa tebiteby lava hatrany,
Korotan-dava etsy sy eroa
Tsy azo hodian-tsy hita izany
Manohina sy mandratra ny fo
Mahantra ny firenenay,
Mijaly sy ory izahay
Tsy hita intsony ilay fahendrena
Nandrianina hatramin’izay
Ny fahamarinana tsy misy
Fitiavan-tena uqqid no hita indrisy
Tsy misy tahotra intsony
Fitiavam-bola no ambony
Mahantra sy mahonena
Ianao ry ilay Gasikara
Tsy hita intsony ilay fahendrena
Nandrianina hatramin’izay
Isika daubh izao no antenaina
Isika izao no andrandraina
Ijoro ka hamerina indray
Hiafankatia sy hitambatra ho iray
Hiasa hanetry tena
Hiverina hifona amin-dRay
Ho katsahintsika ilay fahendrena
Nampiavaka antsika hatrizay
Avia Jesosy O!
Meteza Ianao tononkira.serasera.org jereo izahay
Ry Tomponay tsitoha
Vonjeo re ny taninay
Hanaro izahay
Hitodika vftbd aminao
Tsy manana an’iza iantorahana
Afa tsy any Aminao
A/C: Rakotoharivelo Samson
Fa tebiteby lava hatrany,
Korotan-dava etsy sy eroa
Tsy azo hodian-tsy hita izany
Manohina sy mandratra ny fo
Mahantra ny firenenay,
Mijaly sy ory izahay
Tsy hita intsony ilay fahendrena
Nandrianina hatramin’izay
Ny fahamarinana tsy misy
Fitiavan-tena uqqid no hita indrisy
Tsy misy tahotra intsony
Fitiavam-bola no ambony
Mahantra sy mahonena
Ianao ry ilay Gasikara
Tsy hita intsony ilay fahendrena
Nandrianina hatramin’izay
Isika daubh izao no antenaina
Isika izao no andrandraina
Ijoro ka hamerina indray
Hiafankatia sy hitambatra ho iray
Hiasa hanetry tena
Hiverina hifona amin-dRay
Ho katsahintsika ilay fahendrena
Nampiavaka antsika hatrizay
Avia Jesosy O!
Meteza Ianao tononkira.serasera.org jereo izahay
Ry Tomponay tsitoha
Vonjeo re ny taninay
Hanaro izahay
Hitodika vftbd aminao
Tsy manana an’iza iantorahana
Afa tsy any Aminao
A/C: Rakotoharivelo Samson
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 2480
Likes : 0 Like
Created by : Rasams
Date : 03/07/2014 11:21
