Iriany indrindra (AMFM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao izay mandà foana ah!
Minia ny mandositra azy
Fotoana izao,sokafy ny fonao
Jesosy efa hatry ny ela no niandry anao
Ianao izay mandà foana tononkira.serasera.org ah!
Minia ny mandositra azy
Fotoana izao,sokafy ny fonao
Fa vonona izy ny handray zfapj anao


Iriany indrindra eh raha anio ou
No anokafanao ny fo
Tiany raha io ilay tranon'omby
Hivantanany ety.


(O o o)

Miandry anao,mitady anao wdgpani ny Tompo
Tsy tiany ho very izao sy anao
Vohay ny fonao,mba hanjakany ao
F'izy no mpiahy coba ny fiainanao
           ×2

Iriany indrindra eh raha anio ou
No anokafanao ny fo
Tiany raha io ilay tranon'omby
Hivantanany ety.


Iriany indrindra eh!

--------
Link:
Comments
JosTina77 ( 24/03/2024 06:29)
Iriany indrindra eh
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMFM
Hits : 644
Likes : 0 Like
Created by : JosTina77
Date : 24/03/2024 06:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1607