Ampidiro aloha ny tenimiafina
TANTANO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-O! ry tononkira.serasera.org Tompo tia tantano aho tsy hania
Fa ho ao am-balanao
Fero tsy hirehareha ka n’aiza haleha
Dia tsy hiala Aminao
2- O! srwid ry Tompo malala, zay mihoatra ny vala
Dia avereno ao
Aza avela ho irery fa sao dia ho very
Ka ho simba sy lao
3-O! ry Tompo mdolse mpanjaka, Ianao no aoka hanjaka
Ao am-poko ao
Ka tsy ho afaka hitana, ny foko satana
Satria efa Anao
4-O! ry Tompo tsitoha tantano ity fo
Mba tena ho afaka
F’ity lalana ity malama malia
Ka sao ho solafaka
Ref: Zaro tsy hankahala
F’ianao mahalala
Ny dfslp anatiko ao
Zaro ahay hitia
Hahay hankafy
Rehefa midera Anao
Fa ho ao am-balanao
Fero tsy hirehareha ka n’aiza haleha
Dia tsy hiala Aminao
2- O! srwid ry Tompo malala, zay mihoatra ny vala
Dia avereno ao
Aza avela ho irery fa sao dia ho very
Ka ho simba sy lao
3-O! ry Tompo mdolse mpanjaka, Ianao no aoka hanjaka
Ao am-poko ao
Ka tsy ho afaka hitana, ny foko satana
Satria efa Anao
4-O! ry Tompo tsitoha tantano ity fo
Mba tena ho afaka
F’ity lalana ity malama malia
Ka sao ho solafaka
Ref: Zaro tsy hankahala
F’ianao mahalala
Ny dfslp anatiko ao
Zaro ahay hitia
Hahay hankafy
Rehefa midera Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:11
