RY TOMPOKO BE FITIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo be fitia
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho tononkira.serasera.org ny ratsy vunfkfj vitanay
Ankehitriny anefa xbenf Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa ny fo tsy surcnd terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho tononkira.serasera.org ny ratsy vunfkfj vitanay
Ankehitriny anefa xbenf Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa ny fo tsy surcnd terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1672
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:50
