Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY HOLATRAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaoranay eram-po sy eran-tsaina koa
Ry Tompo ztph Zanahary Ray Tsitoha
Ny nanoloranao ny tenanao ho anay
Ny ranao soa nitete no nanadio anay
Fiv : Ny holatrao 'zay nangidy taminao Jeso
Zary kofehy nampamatotra anay aminao
Ny fanavotanao anay no lova tononkira.serasera.org soa ho anay
Ry Jeso ô! Misaotra Anao 'zahay
2-Nangorohoro mafy re ny fonao Jeso tia
Nanjary toy ny rà ny tsembokao
Nasehonao ny indrafo 'zay tena lehibe
Kapoaka no nosotroinao tao Getsemane
3-Voasatro-tsilo tokoa ny lohanao Jeso
Voakapoka sy ngtvla nolatsaina koa
Ny endrikao voaratra naharary Anao
'Lay fonao tia no hany sisa novelominao
Ny holatrao nangidy taminao dbiic ry Jeso ô
No kofehy nampamatotra anay aminao
Ny fanavotanao anay no lova soa ho anay
Jeso misaotra Anao tokoa 'zahay.
Ry Tompo ztph Zanahary Ray Tsitoha
Ny nanoloranao ny tenanao ho anay
Ny ranao soa nitete no nanadio anay
Fiv : Ny holatrao 'zay nangidy taminao Jeso
Zary kofehy nampamatotra anay aminao
Ny fanavotanao anay no lova tononkira.serasera.org soa ho anay
Ry Jeso ô! Misaotra Anao 'zahay
2-Nangorohoro mafy re ny fonao Jeso tia
Nanjary toy ny rà ny tsembokao
Nasehonao ny indrafo 'zay tena lehibe
Kapoaka no nosotroinao tao Getsemane
3-Voasatro-tsilo tokoa ny lohanao Jeso
Voakapoka sy ngtvla nolatsaina koa
Ny endrikao voaratra naharary Anao
'Lay fonao tia no hany sisa novelominao
Ny holatrao nangidy taminao dbiic ry Jeso ô
No kofehy nampamatotra anay aminao
Ny fanavotanao anay no lova soa ho anay
Jeso misaotra Anao tokoa 'zahay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 8679
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:22
