NY FAHADIOVAM-POKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fahadiovam-poko
Vimbiniko trotroiko
Tsy ekeko ippgogsj ho lotoina
Na atolotro esoina
Ny lalana naleha
Ataoko rehareha
Nanaiky aho ny hanompo
Anao ry Jeso Tompo

Ref: Na iza hanaraby
Dia vonona aho hibaby
Ny enjika sy teny
Natao ombieny mlauwb ombieny
Na tdif iza koa hifofo
Ny fitiavako tsy hiofo
Fa aharitra tononkira.serasera.org ho doria
Anao ry Jeso tia

2-Ny fahadiovan-tsaiko
Tandrovako hajaiko
Tsy ekeko ho simbana
Na hidiran’ny satana
Ekeko ny hanambara
Ny filazan-tsara
Hitory sy hanazava
Ny Tompo lalandava

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1239
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429