Mahasaropiaro ahy (Agrad sy Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SKAIZ :D zao ny koziny amin'anah : "tsy mila hafa intsony" hono lesy izy
fa zah ihany no tiany omena biz
sy tambitamby teny mamy d calin calin
isan'andro lesy ny ahy ny Saint Valentin
fitia vaovao mitafotafo, vidiana lafo
miredareda be otran'ny lelan'afo
tsy mety maty f'efa ambony be le degré
tsy hasimba an'azy elah na mbola iantso pompier
O My God!!! mahasaropiaro zah,
ny vatany tsy misy mikasika akaotran'ahy
fa sao hampietsika ny trombako mba sanina
noho izany tsy mikitika fa afaka mitanitanina
eny an-dalana eny, tandremo sao mianjera
hitopazan'ny masony hoatran'ny revolver
fa vadin'iza ary iny?
ouziz elah fa ra-Skaiz no efa tompony d hialàna tsiny
baby ianao ihany 'lay safidy hatram'izay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!!!satria (izy 'lay number one)
ka na homena an'ahy ry baby izao tontolo izao
mino ahy fa tsy ilaiko, tsy hatakaloko anao
mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl
AGRAD :
'zao d 'zao d ataoko en couple ny facebook-ko
fa tanteraka 'lay nofinofy efa nokoboniko
raha parking ny fo ny ahy efa reserver
tsy natokakoho an'iza fa ho an'dry ki ry bébé
iny 'lay mahatonga anlah manao accident
f'izy vao mandalo tsy voavilin'lah ny volant
mijery an'azy ambony ambany d'io fa lasa am-borona
raha tsy te-iady amioko iny tanany iny aza samborina
(you girl) 'zah to d saropiaro
satria izy 'lay tokako, fidiko anaty maro
(you girl) ka mamela ahy mba hiteny hoe youpi!!!
fitiavako an-dry ho mateza fa tsy ho mora rava ohatran'ny glace youpi
ka 'zay sahy miteny hoe tia an-dry noho 'zah mba hoento aty
fa 'zao d 'zao d hibakoko Lambôrgini
tsisy 'zany, na hivadika Rolf i Rossy
fitiavako an-dry lafo vidy mitovy @ vidina Rolls royce
baby ianao ihany 'lay safidy hatram'izay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!!!satria (izy 'lay number one)
ka na homena an'ahy ry baby izao tontolo izao
mino ahy fa tsy ilaiko, tsy hatakaloko anao
mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl
ODYAI :
Tsy avelako hisy ikasika
fa na ny singam-bolonao mahasaropiaro ahy
ny love-ko efa vitanao kadasitra
efa babonao nenah ny fo sy fanahy
enao raha misy hamingana
'zah no mianjera
vitaiko aloha ny dingana
'zah tsy hiandry ela
ka na ho mafy na ho mora, 'zah sy ianao 'lay hiara-hidola
k'andao tsy iasàna saina baby ireo 'zay mpanakora
baby ianao ihany 'lay safidy hatram'izay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!!!satria (izy 'lay number one)
ka na homena an'ahy ry baby izao tontolo izao
mino ahy fa tsy ilaiko, tsy hatakaloko anao
mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl
Iarahana amin'i Odyai
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Agrad sy SkaizHits : 7538
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/01/2015 12:47