NANDRESY IANAO (AFV Anosibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ory ny fonay raha mahita ilay
Hazo izay nijalianao jeso
Tsy mba namaly tsy niteny ianao  
Mba ho famonjena ny mania
Reo esoeso izay natao taminao
No nanadiovanao ny otako                              
Reo latsalatsa efa niaretanao e!          
Satria tena tia ianao Kristy

Nefa nony avy eo ianao d’efa nitsanga
Tsy nahatazona ny fasana
Reo nanenjika nandratra toa nangaina teo
Resinao ny fahafatesana    
,

Nandresy ianao e! (3fois)
Tao am-pasana
Nandresy ianao e! (3fois)
Tafatsangana
Nandresy ianao
Nandresy ianao e!
Nandresy ianao
Avotra izahay
Hamonjena anay

Afaka ny tany tonga ianao Jeso
Fo amam-panahy tena sambatra
Resy ilay satana zay mpisompatra
Ny gadra novahana tena afaka  $

Nandresy ianao ……… fin
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFV Anosibe
Hits : 1916
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 01/09/2017 12:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762