Jesosy tsy mandao (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy ny tomany, misy fifaliana
Raha ny eto an-tany manam-petra ihany izany
Fa ny Tomponao no hiady ho anao
Mahereza re, mahereza re f’Izy tsy handao xozberyf anao
Ref: Aza manana ahiahy amin’izao fiainana izao
(Aza manana ahiahy ianaao)
Fa Jesosy Tompo vjre ilay mahery no iankinanao e!
( Fa Jesosy Tompo homba anao e!)
Meteza ianao ho eo ambany elatr’ilay Ray Tsitoha ôôô
F’Izy no afaka, hanafaka, ny gadranao
2- Misy adin-tsaina, misy fijaliana
Fahoriana lava , sentosento tononkira.serasera.org lalandava
Sambatra ianao, efa voavonjy izao
Aza kivy ianao, ktorhc aza kivy hoy aho fa Jesosy tsy mandao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 801
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 08:57