Mafy ny Fiainana (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny fiainana JesosyMngidy tsisy ohatr'izany
Mila tsy ho tanty
Very ka mila vonjy - Vonjeo é
Ka ahinjiro ny tananao! Mahery e
Vonjeo
Reo olona rehetra ireo
Omeo fiadanana
Omeo fiainana
Fa te ho sambatra ao aminao
Mila vonjy é, fa efa resy loatra e
Mila vonjy é, fa mpanonta e
Vonjeo (fa efa resy loatra e)
Vonjeo (fa mpanonta e)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 10
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 11:56
