SOA JESOSY (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zagnahary Jesosy izay (Zagnahary Jesosy izay)
Zagnahary Jesosy izao Baba (Zagnahary)
Soa Jesosy e, mahery Jesosy e, Mpamonjy Jesosy e

'Ndao ry Aba, 'ndao ro lahy
'Ndao ry Endry e, 'ndao zalahy
Fa soa Jesosy hamonjy e, e, e
Miavià, manatona an'i Jesosy
( Fomba raty e) Avelao (fa mahavery)
Fa tsy handovanao Paradisa

'Ndao ry Aba, 'ndao ro lahy
'Ndao ry Endry e, 'ndao zalahy
Fa soa Jesosy hamonjy e, e, e
Miavià, manatona an'i Jesosy
( Fomba raty e) Avelao (fa mahavery)
Fa tsy handovanao Paradisa

Lehilahy Mahery Jesosy izao zalahy
Hamonjy antika anie hiaviany e
Aza misalasala manatona Azy e
Handregne Azy e, taomy ny nama
Fa soa Jesosy e
Miavia malaky, taomy ny nama
Rombaho Jesosy e

Lehilahy Mahery Jesosy izao zalahy
Hamonjy antika anie hiaviany e
Aza misalasala manatona Azy e
Handregne Azy e, taomy ny nama
Fa soa Jesosy e
Miavia malaky, taomy ny nama
Rombaho Jesosy e

Zagnahary Jesosy izay (Zagnahary Jesosy izay)
Zagnahary Jesosy izao Baba (Zagnahary)
Soa Jesosy e, mahery Jesosy e, Mpamonjy Jesosy e
Soa Jesosy e, mahery Jesosy e, Mpamonjy Jesosy e

Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe AMPIZIFA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 73
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 02/10/2024 15:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1126