You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)

2100

Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 11/04/2017 11:43:36

Mombamomba :
Ny AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra) dia zana-tsampana ao amin'ny STK FJKM Morarano Fiderana(Synodaparitany Antananarivo Atsimo).Niorina tamin'ny taona 1968. Ny teny fanevany dia ilay andian-tsoratra Masina hoe:"Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa" Sal 104:33

Hametraka hevitra

Midira aloha