Fitiavana niara-naniry ( -- Mbola tsy fantatra --)

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1058
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 12/03/2010 21:03:02
ID : 4976

Fitiavana niara-naniry
Fitiavana tokana tsy firy
Ho anao (bis) ka matokia
Ny miova dia atao sanatria (bis)
Na ho mora , na ho sarotra
Tsy mba misy mampihaotra
Fitia vita voady ny antsika ralala
Ka tsy ho ravan’ireo mpakahala

        Raha sendra ka misentosento sombinaina
        Ka lasalasa miampita izany saina (bis)
        Ny voady izay natao no tsiahivo
        Fa fitia tsy nivena re
        Tano mafy sy fihino

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo