Lisitry ny hiran'i Wilson Rasamoelijaona
RASAMOELIJAONA Wilson Johnson ny anarany feno ary RASAMOELIJAONA Wilson na JOHNNY RAWEINS (anarany natsimbadimbadika) no anarana nentiny niantsehatra. Maro dia maro ny hira noforonina, tsy hira madinika ihany fa hira amin'ny tantara an-dampihazo ihany koa....(tohiny)
Hampiditra hiraLohateny | Mpakafy | |
---|---|---|
1 | Antsirabe | |
2 | Fianarantsoa | |
3 | Ny masoandro mibaliaka | |
4 | Raha valiana tambitamby | |
5 | Ry tanora bikàna |