Herintaona lasa izay (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana moa no nandrasaanao ho ravako
Ilay fitia ugtcrp nisahirananao herintaona lasa izay
Izao ianao vao milaza fa tsy adinonao
Ilay tantarantsika izay niseho toy ny vao anikeho
Ankehitriny anefa,lazaiko anao
Ny lasa tsy hiverina
Be qgcixn ny tononkira.serasera.org fihafiana oejvdj nataoko noho ianao;
Ampy ahy ny toy izay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4847
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 23/06/2002 16:44