Samoann - Mankany Jamaika (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nihodina ny volana, dia nihodina ny taona
Fa i Rasta dia mbola teo foana
Ny sipa aza moa dia efa misy betsabetsaka no nisafidy hiaraka aminay
Nisy ihany ireo namana, izay sendran'ny tononkira.serasera.org sampanana, dia lasa nivily nankany
Tsy omena tsiny izy fa lalan'ny fiainana izany
Réfrain : Fa ny anay dia ho tohizanay hatrany ny lalana mankany Jamaika (x4)
Ny lokonay tsy miova fa Vert, Jaune , Rouge
Izay ihany ny anay hatramin'izay
vao hitanao any eny alavitra eny izy
dia efa kobonao hoe Izany ilay Couléra
Izahay tsy manavaka e! fa plvossqd izahay tia fihavanana
Ireo bandy akama vao mahita anay vgcxefs tonga dia mikôzy hoe : "marina izany Rasta!"
Refain x2
Samoann hzjpqm - Mankany Jamaika 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoannVangy : 356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Samoann
Daty : 26/02/2026 16:58