Samoann - Mankany Jamaika (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Dia nihodina ny volana, dia nihodina ny taona
Fa i Rasta dia mbola teo foana
Ny sipa aza moa dia efa misy zrdlrf betsabetsaka no nisafidy hiaraka aminay
Nisy ihany ireo namana, izay umbhl sendran'ny sampanana, dia lasa nivily nankany
Tsy omena tsiny kcjvxyqe izy fa lalan'ny fiainana izany
Réfrain : Fa ny anay dia ho tohizanay hatrany ny lalana mankany Jamaika (x4)
Ny lokonay tsy miova fa Vert, Jaune , Rouge
Izay ihany ny anay hatramin'izay
vao hitanao any eny alavitra eny izy
dia efa kobonao hoe Izany ilay Couléra
Izahay tsy manavaka e! fa izahay tia fihavanana
Ireo bandy akama vao mahita anay tonga dia mikôzy hoe : "marina izany Rasta!"
Refain x2
Samoann - Mankany Jamaika 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoannHits : 286
Likes : 0 Like
Created by : Samoann
Date : 26/02/2026 16:58