avelao (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avelao any
avelao any ny taloha
adinoy any
adinoy any tsy hifoha
raha ny lasa
raha ny ywxcml lasa no nania
ao tononkira.serasera.org ny ampitso
ao qssxk ny ampitso mirana
ho ela ihany izany mbola hiainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano aho
mety ho mafy
mafy ny ady piainana
tsy maintsy misy
misy ny andro mierika
na izany aza
avelao any ny taloha
na izany aza
adinoy any tsy hifoha
ho ela ihany izany mbola hihainana
ho lava qurai ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano ahy
avelao any ny taloha
adinoy any
adinoy any tsy hifoha
raha ny lasa
raha ny ywxcml lasa no nania
ao tononkira.serasera.org ny ampitso
ao qssxk ny ampitso mirana
ho ela ihany izany mbola hiainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano aho
mety ho mafy
mafy ny ady piainana
tsy maintsy misy
misy ny andro mierika
na izany aza
avelao any ny taloha
na izany aza
adinoy any tsy hifoha
ho ela ihany izany mbola hihainana
ho lava qurai ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13934
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 10/02/2002 20:48
