hoderainay (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay hasandratray ilay
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia cypqktdf fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No tononkira.serasera.org nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao handihy eo anatrehany
Hira obdth fihobiana ikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany javd (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia cypqktdf fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No tononkira.serasera.org nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao handihy eo anatrehany
Hira obdth fihobiana ikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany javd (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : haingobe
Daty : 14/04/2005 11:17
