Nivadika (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany f’izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin’izy roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.
ref: tononkira.serasera.org Nangina izy ho’aho (nanala ny alina)
Nivadibadika (Niandry ny mazava)
Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
gmzqoq Manantena koa (Niandry ny maraina)
Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
cmjzh Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.
Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
Sakaizan’ny alina sy ny tavohangy
Tofokin’ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.
Pont:
Koa hafa indray, ny tantarany
Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.
aeptqms ref: Mangina izy ho’aho....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 20750
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian RAKOTOVAO
Daty : 26/08/2003 13:17