Hijery anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho rsfkvrh sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara
Nefa tiako uxvkams ho fantatrao
Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko tononkira.serasera.org ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao exur ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 28057
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/12/2005 06:36