Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nivadika (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany f’izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin’izy roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.
ref: Nangina izy ho’aho (nanala ny alina)
emxwpp Nivadibadika (Niandry ny mazava)
Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
jkvjuqhz Manantena koa (Niandry ny maraina)
Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
gaul Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.
Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
Sakaizan’ny alina sy ny tavohangy
Tofokin’ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.
Pont:
Koa hafa indray, ny tantarany
Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.
tononkira.serasera.org ref: Mangina izy ho’aho....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 20601
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Chrystian RAKOTOVAO
Date : 26/08/2003 13:17