Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nivadika (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany fqdanze f’izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin’izy roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.
ref: Nangina izy ho’aho (nanala ny alina)
Nivadibadika (Niandry ny mazava)
Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
Manantena koa (Niandry ny maraina)
tononkira.serasera.org Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
ztufrjk Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.
Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao zmuvsij hanarina dia miseho ho be hambo-po
Sakaizan’ny alina sy ny tavohangy
Tofokin’ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.
Pont:
Koa hafa indray, ny tantarany
Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.
ref: Mangina izy ho’aho....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 21488
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian RAKOTOVAO
Daty : 26/08/2003 13:17