Nivadika (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany f’izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin’izy roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.

       tononkira.serasera.org           ref: Nangina izy ho’aho (nanala ny alina)
                      Nivadibadika (Niandry ny mazava)
                      Kanefa ny aizina ity mbola ho lava

                 tivle      Manantena koa (Niandry ny maraina)
                      Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
                      Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.

Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
Sakaizan’ny alina sy ny tavohangy
Tofokin’ny tebitebiny anao sy ireo xnzpz revirevy.

    Pont:
          Koa hafa indray, ny tantarany
          ltizzjar Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.

                     ref: Mangina izy ho’aho....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0176