Andro hafa (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy kobgvits ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay ursqdac fijeriny ?

Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra sorirmc misakana anao
Tsy hahavonona anao anio

Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky tononkira.serasera.org izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 21849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 14:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146