ANDRON'NY FIDERANA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza e ! tonga ny andron’ny fiderana
Aiza e ! tononkira.serasera.org tonga ny andron’ny fankalazana
Fa indro mijoro ny Tompontsika e!
Mijoro ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro diofyw mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!
Dera, dera no indro atolotray
Laza ho Anao irery mandrakizay
Fa an-tànanao ny fandresena
Fofon’aina sy rddlwg ireo firenena
Ianao no Tompon’ny fahefana
Fanapahana sy famelana Amen!
Jasosy Tompon’ny tompo Amen!
Aiza e! hihira ho an’Ilay Mahery
Aiza e! Efa tonga nitady ilay xuged very
Ilay avo indrindra no Tompontsika e!
Eo ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro ho mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!
Aiza e ! tononkira.serasera.org tonga ny andron’ny fankalazana
Fa indro mijoro ny Tompontsika e!
Mijoro ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro diofyw mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!
Dera, dera no indro atolotray
Laza ho Anao irery mandrakizay
Fa an-tànanao ny fandresena
Fofon’aina sy rddlwg ireo firenena
Ianao no Tompon’ny fahefana
Fanapahana sy famelana Amen!
Jasosy Tompon’ny tompo Amen!
Aiza e! hihira ho an’Ilay Mahery
Aiza e! Efa tonga nitady ilay xuged very
Ilay avo indrindra no Tompontsika e!
Eo ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro ho mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 14532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 04:46
