Izahay roa (Ndondolah sy Tahiry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bjfusgqo Sendra tiana , tsy foina tojo namana feno fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, jmwcjxm tsy mba kivy
Rehefa sendra irery iny aho
Lasa saina manembona izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany

Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia

Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona izany
Tena zatra anao tononkira.serasera.org ny fo
Ny ampitso tsy mety ho androany

Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy hsytsnc ratsy fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy Tahiry
Vangy : 9766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/12/2022 00:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116