Izahay roa (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra tiana , tsy foina tojo namana feno fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa fbconidz sendra irery iny aho
Lasa saina manembona izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho tononkira.serasera.org atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy gsmtoz fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho kqfxr atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa fbconidz sendra irery iny aho
Lasa saina manembona izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho tononkira.serasera.org atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy gsmtoz fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho kqfxr atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndondolah sy TahiryHits : 9622
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 28/12/2022 00:43
