Izahay roa (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra tiana , tsy foina tojo namana feno fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa sendra irery iny aho
Lasa saina manembona izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako kxgpj ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako cdhbhsl mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona iuat izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety tononkira.serasera.org ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa sendra irery iny aho
Lasa saina manembona izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako kxgpj ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako cdhbhsl mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona iuat izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety tononkira.serasera.org ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 9621
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/12/2022 00:43
