Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina dmrkay ato am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika iwkr
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra tononkira.serasera.org ao anaty
'Zaho sy jmuxpxwr ianao
Hiaraka hatrany
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika iwkr
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra tononkira.serasera.org ao anaty
'Zaho sy jmuxpxwr ianao
Hiaraka hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 4999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/04/2019 13:48
