Ampy izay (Parh-Shon & Voary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihafiako ireo eson-teninao
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia mila ady foana
Mahita ahy tsy miteniteny
Fa ity yipz ny andro hilazako anao

Manantena fa misy olona tononkira.serasera.org any ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ampy izay

Izaho anie mba nanindry fo
Rehefa tsy zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny flvm olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana toepqrk efa maharary
Fa ny antsika roa tsy ho toy izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & Voary
Vangy : 6031
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 15:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113