Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato ajnongh tononkira.serasera.org am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia ucpkjwk anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara fsdplha nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao
Hiaraka hatrany
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia ucpkjwk anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara fsdplha nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao
Hiaraka hatrany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Parh-Shon & VoaryVisites : 5151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/04/2019 13:48
