Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina tononkira.serasera.org ato am-poko 'lay fitia
Tsy wyxbhb afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho nuezl sy ianao
Hiaraka yyyencuz hatrany
Tsy wyxbhb afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho nuezl sy ianao
Hiaraka yyyencuz hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Parh-Shon & VoaryHits : 5152
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/04/2019 13:48
