Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa ktvzgdd tsy tandrifim-pitiavana sdgzsvc ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra tononkira.serasera.org ao anaty
'Zaho sy ianao gcivm
Hiaraka hatrany
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa ktvzgdd tsy tandrifim-pitiavana sdgzsvc ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra tononkira.serasera.org ao anaty
'Zaho sy ianao gcivm
Hiaraka hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 5317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/04/2019 13:48
